kolontsaina

"Cité des métiers" Ivato Natokana ho an'ny asa-tànana Malagasy


  • Zoma 17 Septambra 2021

Nankatoavina nandritry ny filakan-kevitry ny minisitra tamin’ny alarobia 15 septambra teo ny hanamboaran'ny Ministeran’ny Asa-tànana sy ny Hai-tao,

 "complexe" manokana ho an'ny asa-tànana Malagasy izay antsoina hoe "Cité des métiers" eny Ivato, distrikan'Ambohidratrimo.Noho ity Kaominina ity vavahady hidiran'ireo mpizahantany eto Madagasikara no antony manokana hametrahana izany "complexe" izany eny an-toerana izay noho ny fitiavan'ireo vahiny ny asa-tànana Malagasy. Hanomboka ato ho ato ny asa fanamboarana raha araka ny fantatra.
Nangonin’i Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT