kolontsaina

Christella,Tsikivy, Sedera, Noraisina tamin'ny fomba ofisialy tany Tolagnaro


  • Alakamisy 22 Novambra 2018

Fitsenana tsotra kanefa nanana ny maha izy azy no nandraisan'i Tolagnaro azy 3 mianadahy, dia i Christella, Tsikivy, ary Sedera.

 

 

 

 Ireto zanak' Anosy ireto no nitondra avo ny voninahitr' i Madagasikara tamin'ny fifaninana mitondra ny loza hevitra hoe “One minute”, fifaninanana horonan-tsary maharitra 1 minitra raha be indrindra. Firenena maro maneran-tany no nandray anjara. 150 ankizy no niatrika ny fifaninanana. Nampiavaka ny asa famonana horona-tsary. Miompana amin'ny fiainany ny mponina andavanandro. Rehefa natao ny fifaninana nahazo ny laharana tsara ny asa tanan'ny mpifaninana Malagasy. Akoatra ny fitsenana natao azy ireo nisy ny seremonia tsotra tao amin'ny tranoben'ny sampan-draharaha misahana ny mponina. Niraisan'ireo mpandahan-teny ny fisaorana azy 3 mianadahy ireto,nitondra avo ny voninahitr'i Madagasikara. Nampiava ka ny fotoana ny Alarobia ny fijoroana ho vavolom-belona sy fitantarana ny fiarahan'izy 03 mianadahy ireto tamin'ireo teratany vahiny nandray anjara

Onesime Michel

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT