Babaique

Niaka-tsehatra tany amin’ny Alliance Française Antsiranana


  • Alatsinainy 26 Febroary 2024

Niaka-tsehatra indray i Babaique rehefa elaela tsy hita ny sabotsy teo.

Nohirainy avokoa ireo hira nahafantarana azy nandritry ny fanokafana ny taom-piasan’ny Alliance Française Antsiranana. Seho azo ambara ho niavaka sy feno hafananana tokoa no natolony nandritry ny ora roa, hoy ny mpijery, nanambara fahafaham-po. «Moramora anao», «Sarine», «Anao tiako», "Ateranarô Ambanja", santionan’ireo vazon’ity mpanakanto ity niverina nanakoako indray izany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT