kolontsaina

Ba gasy Hanome atrikasa i Kolibera


  • Zoma 17 Martsa 2023

Tsy laingalainga na amin’ilay antsoina isaky ny voalohan’ny volana aprily hoe “poisson d’avril” ity,

raha ny fampitam-baovao nomen’I Nini ao amin’ny tarika mpiangaly Ba gasy, Kolibera. Hisy, hoy izy, ny atrikasa gitara Ba gasy ny 1 aprily 2023 tapa-kandro maraina. Arahana fampisehoana ny hariva iarahana amin'i Kolibera, izay filoha mpanorina ny tarika izany. Ho avy tsy ho ela ny andinindininy mahakasika izany, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT