kolontsaina

Asa fiahiana mpanakanto “Ilana saina tia karokaroka foana”


  • Alatsinainy 19 Septambra 2022

Ilana saina tia karokaro foana ny fiahiana mpanakanto na “Managering”, indrindra, sendra loza tsy ampoizina toy ireny fandalovan’ny Covid 19 teo ireny,

hoy Sandy Rajaofetra, izay tanora misehatra ao anatin’izany. Nezahana tsy ho tapaka foana ny asa dia mandeha araka izay ny famoronana hevitra samihafa, hoy izy. Samy manana ny fomba hitondrany an’io moa ny mpanakanto sy mpandrindra azy na “manager”. Isan’ny hevitra niainga ny resaka fampisehoana ampitain-davitra na “concert virtuel”, ohatra, tamin’ireny tsy fahafahana namory olona ireny, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
Legende: Sandy Rajaofetra, mpiahy mpanakanto
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT