kolontsaina

Antenimieran’ny Andriana Merina Hampahatsiahy ny fototry ny fampihavanana


  • Zoma 15 Janoary 2021

Ny sabotsy 16 janoary 2021 izao no hifampiarahaba tratry ny taona vaovao ny

 

 

 

Andriana ao amin’ny Antenimieran’ny Andriana Merina sy ny havany, hoy ny fampitam-baovaon’izy ireo. Mandritra izany fotoana izany no hampatsiahivana ny fototry ny fiandrianana, firaisana, fampiombonana, fampihavanana. Ireo no mamaritra ny tandrohasina mifaka amin’ny fahamendrehana. Izao fifampiarahabana izao dia efa niainga tamin’ny fandaminana ny taom-baovao Malagasy sy ny sahoby ara-tsaina notanterahana teny Ambohitrabiby “Hasin’Imerina” ny alahady 22 novambra 2020 ka hotohizana amin’ny fihaonam-ben’ny Andriana manerana an’i Madagasikara ny sabotsy 22 febroary 2021, hoy hatrany ny fanambaran’ny AAM.

 

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT