kolontsaina

Antaninarenina Haseho amin’ny endrika maro ny fanoron-tsivy


  • Alarobia 10 Novambra 2021

Haseho amin’ny endrika maro ny fanoron-tsivy etsy Antaninarenina. Nanomboka omaly izany fampirantiana izany haharitra hatramin’ny 22 Novambra izay manana tanjona hampahafantatra ny lanjan’ity lalao

 ity amin’ny mpiara-belona indrindra fa amintsika Malagasy. Raha te hahay hitondra tokantrano na koa ho lohany amin’ny rehetra dia tokony hahay fanorona hoy Atoa Rabedaoro Yarism anisan’ny tompon-kevitra amin’ny fanoron-tsivy. Notsiahiviny fa tsy voatery amin’ilay endrika mira zoro efatra intsony no ahitana azy ity fa efa azo hatao boribory ihany koa…. Maimaim-poana ny fampirantiana sy ny fitsidihana etsy Antaninarenina. Notsiahiviny manokana moa fa avy eto Madagasikara no niandohan’ny fanorona ary tokony hahay sy hikirakira izany avokoa ny rehetra.
Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT