kolontsaina

Ambanja Voasambotra ilay tovolahy nandratra ny mpanakanto Djino


  • Zoma 08 Oktobra 2021

Voasambotry ny zandary tao Marovato, ilay lehilahy nahavita nikasi-tanana ny mpanankato Djino.

Raha tsiahivina dia nodarohin’ity lehilahy ity ny mpanakanto Djino nandritra ny fampisehoana nataony tao Bemanevika, Ambanja. Noho ny tsy fitiavany ilay hira nataon’ity mpanakanto iray ity no anton’izany ka naratra ity farany. Efa nahazo ny fitsaboana sahaza azy moa ny mpanankato Djino ary efa hivoaka ny hopitaly tsy ho ela raha araka ny loharanom-baovao azo.
Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT