kolontsaina

Ambanja Nofirain’ny olona antsy ny mpanankato Djino


  • Alakamisy 07 Oktobra 2021

Nofarain’ny olona tamin’ny antsy ny mpanankato Djino. Nandritra ny alim-pandihizana afak’omaly talata 5 oktobra tao amin'ny kaominina Bemanefika, distrikan' Ambanja no nisehoan’izany.

Tovolahy iray no nanao ilay asa ratsy ka voa teo amin'ny lohany sy tananany ity mpanakanto ity.Araka ny loharanom-baovao azo dia nisy hira nataon’i Djino tokony tamin'ny 5 ora maraina saingy tsy tian’ity tovolahy namono azy ity. Naniraka ny mba hampijanonana io hira io ilay tovolahy, nefa tsy nety ilay mpanakanto. Tezitra ilay tovolahy ka lasa nivoaka ny vavahady naka antsyary nanindrona avy hatrany mpanakanto Djino. Mamo moa ity lehilahy nahavita nanindrona antsy an’i Djino ity ary efa eo am-pelatanan’ny mpitandro ny filaminana.Efa nentina tao amin'ny hopitalibe Ambanja kosa ilay naratra ary tsy misy atahorana intsony ny ainy.
Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT