ALAROBIA AMBONILOHA

Anisan’ny vohitra manana ny hasiny, izay manakaiky ny Rova.


  • Alakamisy 23 Janoary 2025

Toerana fiserasena’ireo Andriana ny olobe. Manamarina izany ny fisian’ny toerana hoe Ambatonandriana,

izay mbola mitoetra ankehitriny. Ny anarany ankehitriny : Lasa hoe ALAROBIA no fiantso nahazatra ny olona taty aoriana noho io andro io natokana ho TSENA. Fa ara-panjakana kosa dia AMBONILOHA no anarany. Fizaram-paritra ankehitriny : Amboniloha Ambany avaratra Ambany andrefana Ambatonandriana.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT