• Zoma 16 Jona 2023
kolontsaina.STAR Tour Antananarivo Etsy amin’ny Coliseum Antsonjombe indray no fotoana

Raikitra ny Star Tour andiany faharoa ho an’ny tanànan’Antananarivo.Ny 23 Jona ka hatramin’ny 25 Jona ho avy izao no hanatanterahana izany eny amin’ny Coliseum Antsonjombe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Jona 2023
kolontsaina.TENY GASY Ny Malagasy mangataka zom-pirenena hafa dia miala tsy ho Malagasy

Ny Malagasy iray dia afaka mangataka tsy hizaka intsony ny zom-pirenena malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jona 2023
kolontsaina.Eliace Ralaiarimanana «Ny haizina mbola hazava»

Mankahery antsika vahoaka malagasy, hoy ny mpanao politika Kristianina,Eliace Ralaiarimanana. Aza kivy isika fa ny haizina mbola hazava, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jona 2023
kolontsaina.TENY GASY Fanapariahana atao ahoana, mba ho Fampandrosoam-paritra tokoa

Ho resaka hifandroritana ato ho ato indray ny fananganana Faritra vaovao. Ny tena resaka, tsy dia hoe fampanatonana akaiky kokoa ny renivohi-paritra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jona 2023
kolontsaina.Fampihavanana ao Ambato Hikarakara hetsika ara-kolontsaina ny Hasin’ny Zazamanga

Noho ny fankalazana ny faha 63 taonan’ny fahaleovantena dia hikarakara hetsika maimaim-poana seho hira gasy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jona 2023
kolontsaina.Maitre Feno «Izaho sy ianao mifampihaino no mampandroso firenena»

Samia manadio ny tandrify azy, hoy ny mpitsabo nentim-paharazana sady mpandala ny nentin-drazana, Randimbiarimanana Feno Manankasina na Maitre Feno, naneho ny heviny mikasika ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT