Tovolahy 14 taona

Nahavita nanangana Speaker sy «Emetteur radio»


  • Alatsinainy 22 Jolay 2024

14 taona ankehitriny ny tovolahy malagasy antsoina hoe Radebason Elie Garcia.

Efa nahavita nanamboatra Speaker na irony karazana fanamafisam-peo kely irony sy «émetteur radio» na fampitana onja, izay ilaina amin’ny fihainoana onjapeo ihany koa moa izany, ity zaza malagasy ity ankehitriny, raha ny fampitam-baovao voaray ny faran’ny herinandro teo. Teo amin'ny faha 11 taonany izy no nahavita ilay «Emetteur» kely ary miezaka nanatsara izany hatrany izy amin'izao fotoana izao, hoy ny fanazavana. Na ny endriny na ny tanjany dia novainy ho tsaratsara kokoa hatrany. Araka ny fanazavana hatrany moa dia tena mbola niainga tamin’ny fahalalana voajanahary ananany ity tovolahy kely ity tamin’ny nananganany izany rehetra izany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

  • Fanadinam-panjakana BEPC
  • Talata 15 Septambra 2026

Ho foana ny «Option B »,

  • Coins Jeunes » 4
  • Talata 15 Septambra 2026

eo anivon’ny METFP

Hijery ny tohiny
FTT