TETIKASA FANANGANANA TRANON-TSEKOLY

Hahazo tombony Alasora Avaradrano


  • Alakamisy 13 Jona 2024

Hahazo tombony amin’ny tetikasa fananganana tranon-tsekoly vaovao ny kaominina Alasora, distrikan’Avaradrano.

Tonga nitsidika ny Ben'ny tanana Randriantsoa Jimmy ny solontenan'ny Association Zazakely avy any Grande Motte, Atoa FERRARI René. Niompana tamin’ny fiaraha-miasa amin'ny fananganana tranon-tsekoly vaovao ao amin’ity kaominina ity ny fihaonan’ny roa tonta.Mpiara- miasa amin'izy ireo avy any Allemagne no mivonona hanatanteraka ny tetikasa. Raha araka ny fanazavan’ity Ben’ny tanana ity moa dia mbola betsaka ireo fokontany tsy manana EPP ao an-toerana toy ny eny Ankadindratombo, Est-Mahazoarivo, Sud Ambohipo, Ankazobe sy Mandikanamana. Eo ihany koa ny tsy fahampian'ny efitrano fianarana ao amin'ny Lycée TASC sy ny CEG Alasora. Hojerena avokoa izany rehetra izany raha misy ny azo hatao.
Pati
Legende : Nandritra ny fihaonan’ny roa tonta !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT