Fampianarana

Taham-pahafahana bakalorea Niakatra 3% ny teto Antananarivo


  • Zoma 19 Oktobra 2018

47,47% no taham-pahafahana bakalorea ho an’Antananarivo manokana, raha ny nambaran’ny avy eo anivon’ny ofisim-pirenena misahana ity fanadinam-panjakana ity omaly.

 

Nahitana fiakarana 3% izany raha mitaha ny tamin’ny taon-dasa. Omaly moa no natao ny dinika farany mikasika ny naoty farany ambany ho an’ireo azo hafahana amin’izay fanadinana izay. 10,00/20 eo izany manerana ny nosy raha ny nambara hatrany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

  • Fanadinam-panjakana BEPC
  • Talata 15 Septambra 2026

Ho foana ny «Option B »,

  • Coins Jeunes » 4
  • Talata 15 Septambra 2026

eo anivon’ny METFP

Hijery ny tohiny
FTT