Fampianarana

Sekoly advantista Soamanandrariny Tetikasa lehibe no mariky ny faha-80 taona


  • Zoma 03 Mey 2019

Hankalazaina ny alahady 5 mey izao ny faha-80 taonan’ny sekoly advantista Soamananandrariny. Hisy, araka izany, ny fampahafantarana ireo tetikasa fanamarihana ny fankalazana toy ny fanorenan-trano, fanatsarana sehatra samihafa, ary ny laboratoira ao amin’ny sekoly.

 

 

 

 Tarigetran’ny sekoly hatramin’izay, hoy hatrany ny fanazavana, ny hoe fanabeazana mira fanavotana. Nomena lanja hatrany ny ara-panahy satria io no hita fa tena mampahomby izany ankoatra ny fampianarana akademika. Ankoatra ireo maintimolaly efa nandalo tao amin’ny sekoly sy ny fianakaviamben’ity toeram-panabeazana ity moa dia asain’izy ireo hanotrona io fotoana eny Soamananandrariny manomboka amin’ny 2 ora tolakandro io ihany koa izay rehetra liana amin’izany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

  • Fanadinam-panjakana BEPC
  • Talata 15 Septambra 2026

Ho foana ny «Option B »,

  • Coins Jeunes » 4
  • Talata 15 Septambra 2026

eo anivon’ny METFP

Hijery ny tohiny
FTT