Sekolin’ny masera ao Ampanihy andrefana

Ankizy miisa 20 nidiran’ny devoly, vehivavy roa naiditra am-ponja


  • Zoma 08 Martsa 2024

𝗔𝗻𝗸𝗶𝘇𝘆 miisa 20 𝗺𝗮𝗵𝗲𝗿𝘆 manovo fahalalana ap 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 sekolin-dry Masera

𝗮o 𝗔𝗺𝗽𝗮𝗻𝗶𝗵𝘆 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗲𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗼 fantatra 𝗳𝗮 nidiran’ny devoly , 𝗲𝗳𝗮 𝗵𝗼 1 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗲𝗿𝘆 𝗶𝘇𝗮o ka voatery 𝗻𝗮𝗮𝘁𝗼 𝗺𝗶𝗵𝗶𝘁𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮. Misy anaran'olona tononon'ireo ankizy ireo miverimberina rehefa mihetsika ilay aretina. Nisy ny fitoriana nataon'ny Ray aman-dReniny nandritra izany ka vehivavy 2 mpianaka no voatazona am-ponja vonjimaika hatramin’ny omaly fotoana nanoratanay. Tsy manaiky ny hamoahana ireo vehivavy ireo ny Ray aman-drenin’ny mpianatra hoy ny vaovao raha tsy sitrana ireo ankizy miisa 20 mahery ireo. Efa niezaka ny nitady vahaolana moa ireo tompon’andraikitry ny sekoly sy ireo Ray aman-dreny fa tsy mety miala ilay devoly, hoy hatrany ny vaovao. Any amin’ny fivavahana izy ireo no miala nenina farany sisa ankehitriny , koa inoana fa hahita vokatra raha tsy milavo lefona amin’izany izy ireo.
Pati
Legende : Entina mivavaka tahaka izao ireo ankizy mpianatra isan’andro
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT