SALON DE LA RENTREE UNIVERSITAIRE

« Hampiana ny mpianatra amin’ny fiatrehany ny hoaviny »


  • Talata 27 Aogositra 2024

Tanterahina eny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina nanomboka omaly Alatsinainy 26 Aogositra,

hifarana anio Talata 27 Aogositra ilay hetsika Salon de la rentree universitaire karakarain’ny Novi information. Tanjona amin’ny hetsika ny hanampiana ireo mpianatra vao afa-panadinana Bakalorea amin’ny fiatrehany ny ho aviny indrindra manoloana ny fisafidianana ireo karazana lalam-piofanana mety ahitana asa avy hatrany aorian’ny fahavitan’ny fianarana. Sekoly ambony manodidina ny 50 isa eo ho eo raha kely no mandray anjara eny an-toerana raha araka ny fanazavan’Andrianadison Sitraka, mpikarakara. Fahombiazana sahady moa no hita omaly noho ny hamaroan’ireo tanora mpianatra tonga teny an-toerana.
Pati
Legende : Izy no Andranadison Sitraka, filoha tale jeneralin’ny Novi information nikarakara ny hetsika !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

  • Fanadinam-panjakana BEPC
  • Talata 15 Septambra 2026

Ho foana ny «Option B »,

  • Coins Jeunes » 4
  • Talata 15 Septambra 2026

eo anivon’ny METFP

Hijery ny tohiny
FTT