Fampianarana

Oniversiten’i Mahajanga Hiverina hisokatra anio


  • Alatsinainy 11 Janoary 2021

Mitady hahazo vahana ny valan’aretina Covid 19 any Mahajanga. Anio alatsinainy

 

 

 

11 janoary indray mantsy vao hiverina handray mpianatra ny oniversiten’i Mahajanga taorian’ny nanakatonana azy nandritra ny herinandro vokatry ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid 19. Raha tsiahivina tokoa mantsy dia mpianatra mihoatra ny 55 tao amin’ity oniversite ity no lasibatr’izany aretina izany ka ny 47 naiditra hopitaly, ny 7 efa nahazo fahasalamana raha tsy nisy kosa ny nanao forme grave. Efa nandray ny andraikiny sahaza azy moa ny Ministeran’ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny CRCO Boeny hiarovana ny ain’ireo mpianatra ka efa nisy ny fanolorana fitaovana toy ny maska, gel, savony… ho an’ireo mpianatra niampy tohana ara-tsakafo.

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT