Fampianarana

Oniversitem-panjakana Hampiditra mpampianatra 600 isa


  • Talata 16 Jona 2020

Miisa 1 028 823 ny mpianatry ny oniversitem-panjakana eto Madagasikara, raha ny tatitry ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy fikarohana ara-tsiansa. 17 66

 

 

 

 

kosa ny mpampianatra-mpikaroka ary 333 ny mpikaroka-mpampianatra. Vinan’ny minisitera ny hampiditra mpampianatra-mpikaroka vaovao 600 ao anatin’ny roa taona. Isan-taona, dia 70 000 eo ho eo ny afaka bakalorea. Tsy afaka mandray afa-tsy 20 000 anefa ireo oniversitem-panjakana miisa 6 eto Madagasikara, ka tsy maintsy makany amin’ny tsy miankina ny 50 000 ambiny. Mijanona avy hatrany amin’ny fianarana ireo izay tsy afaka manohy amin’ny amabaratonga ambony. Izay no antony hananganana oniversitem-paritra amin’ireo faritra 22, raha ny nambaran’ny minisitra Elia Béatrice Assoumacou. Ho an’ity taona 2020 ity, dia efa mandeha ny fananganana ny Oniversitem-paritra any Vakinankaratra, Itasy, Analanjirofo, Menabe.

 Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT