Fampianarana

Nivoaka ny didy fNakatona ny EPP Ilanivatoa an'ny Katolika ny trano


  • Talata 04 Jolay 2023

Nivoaka ny didy fa an'ny Katolika ny trano misy ny EPP Ilanivato etsy amin'ny Boriborintany faha-4 eto Antananarivo.

Voatery nakatona noho izany io sekoly io, ary efa nafindra ny entana sy ny fitaovana. Voalaza fa nanomboka ny taona 1976 no nampanofain'ny Katolika mba hianaran'ireo kilonga ny trano ary ny CUA na ny Kaominina Antananarivo Renivohitra no voalaza fa mandoa ny hofany aminy. Efa an-taonany anefa no tsy voaloa intsony izany hofany izany, ka izao niafara amin'ny fanakatonana izao. Mety hafindra amin'ireo sekolim-panjakana ireo mpampianatra. Ho aiza ny zanakay ? hoy kosa ireo raiamandreny.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT