Fampianarana

Mpianatry ny oniversiten’Ambondrona Mandrahona ny hidina an-dalambe


  • Alakamisy 29 Jona 2017

Taorian’ny fahatrarana lehilahy iray 30 taona tao amin’ny faritry ny oniversiten’Ambondrona,

 ao Mahajanga, izay nampangain’ireo mpianatra ho nikasa hangalatra tao amin’ny toeram-ponenan’izy ireo ka niharan’ny fitsaram-bahoaka ary maty tsy tra-drano ny alin’ny talata teo dia nosamborin’ny mpitandro ny filaminana tao an-toerana omaly ny roalahy voalaza fa nitarika ny hetsika. Araka ny fampitam-baovao, omaly maraina ihany dia efa nanao fitokonana nitakiana ny amoahana ireo namany nosamborina ireo mpianatra ary nandrahona ny hidina an-dalambe. Fitsaram-bahoaka faharoa tao anatin’ny faritry ny oniversite tao an-toerana tamin’ity taona ity iny nitranga iny.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

  • Fanadinam-panjakana BEPC
  • Talata 15 Septambra 2026

Ho foana ny «Option B »,

  • Coins Jeunes » 4
  • Talata 15 Septambra 2026

eo anivon’ny METFP

Hijery ny tohiny
FTT