Fampianarana

Mpampianatry ny lisea Nanisana Tsy hampianatra raha tsy voaloa ny “vacation” 3 taona


  • Alarobia 18 Janoary 2023

Namoaka filazana maika tamin'ny alalan’ny peta-drindrina, omaly, ireo tompon’andraikitry ny fampianarana ao amin’ny lisea Nanisana.

Miato ny fampianarana ato amin'ny lisea Nanisana, hoy ity Filazana ity. Tsy miverina manohy ny asany ny mpampianatra sy ny mpandraharaha eo anivon’ny sekoly, raha tsy voarain'izy ireo ny “vacation” na karama an-tselika 2020-2021-2022. Telo taona izany izao ireto mpampianatra ireto no tsy nandray izay karama an-tselika izany, hoy ny voalaza.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT