Fampianarana

Mikatona ny DREN Analamanga Mpiasa maro voan’ny covid 19


  • Talata 13 Aprily 2021

Mihanaka ny valanaretina coronavirus. Toeram-piasana sy orinasa maro no voakasika amin’izao fotoana izao.

 

 

Ho an’ny DREN na Fitaleavam-paritra momba ny fanabeazam-pirena Analamanga izao dia mpiasa folo mahery no voamarina fa mitondra ny tsimok’aretina covid19 ary marary. Manoloana izany dia nanapa-kevitra ny tompon’andraikitra ao nanakatona ny birao, tsy hisian’ny fifamezivezena. Haharitra roa andro izany, omaly sy anio talata 13 aprily 2021. Nohararaotina io fotoana io namendrahana ranom-panafody mamono mikrôba ny toeram-piasana.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT