Fampianarana

Herinandro mialohan’ny CEPE Azo jifaina ao amin’ny ketrika.com ireo "sujets types"


  • Talata 29 Jona 2021

Herinandro sisa, dia hiroso amin’ny fanadinam-panjakana CEPE isika eto Madagasikara satria amin’ny heriny anio, izany hoe ny 06 jolay 2021 no hanatanterahana an’izany.

 Mifandraika amin’io, mba hanomezana tolotra sy hanampiana ny zaza Malagasy, misy boky nomerika hoa an'ireo mpanala fanadinana CEPE atolotry ny www.ketrika.com, araka ny fampahafantarana ataon’io tranonkala amin’ny endriny “Grande surface en ligne” na tsena lehibe amin’ny alalan’ny tranonkala io. Mizara roa mazava tsara ny boky atolotry ny ketrika.com, ka ny voalaohany dia ahitana "sujets types" ary ny faharoa kosa dia ny" corrigés types". Ny "sujets types" izay ahitana andiany na "serie" 7 ao anatiny ka ireo no mandrafitra ny taranja rehetra izay hita tany an-dakilasy, toy izay ihany koa ny “corrigés types”. Mifanaraka tsara amin'ny fandaharam- pianarana ofisialy ny laza adina ka mety tsara ho an'ny mpanala fanadinana. Afaka vidinao malalaka na amin'ny fotoana toy inona na toy inona ao amin'ny www.ketrika.com. Azo atao ihany koa ny manao “téléchargement” izany, raha ny fanazavana hatrany.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT