FPTSD - Oniversiten’Antananarivo

Hosokafana rahampitso ny fanamarihana ny faha-20 taona


  • Alatsinainy 18 Martsa 2024

Feno 20 taona ankehitriny ny rantsana fampiofanana ho

matihanin’ny haifiarahamonina, raha adika malalaka, na ilay hoe «Formation professionnalisante en Travail Social et Développement», fantatra amin’ny hoe FPTSD ao amin’ny sampana haifiarahamonina na «Mention Sociologie» ao amin’ny oniversiten’Antananarivo, eny Ankatso. Ho sokafana rahampitso talata etsy amin’ny Parvis Analakely izany fankalazana izany, hoy ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo. Fanamarihana ny andro iraisampirenena ho an’ny asa sosialy ihany koa io. Miantso ireo novolavolaina rehetra tao anatin’izany, araka izany, ny komitin’ny fankalazana ity hetsika ity ary miantso ireo liana amin’izany ihany koa ho tonga eny an-toerana, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT