FITAKIANA NY ZON'NY MPAMPIANATRA

Vita omaly ny fifanarahana, hiverina hianatra ny mpianatra


  • Zoma 07 Novambra 2025

Vita sonia omaly Alakamisy 06 Novambra

folakandro ny fifanarahana na "protocole d'accord" mikasika ny fitakiana ny zon'ny mpampianatra teo amin'ny Minisitry ny Fanabeazam-pirenena Dr HANITRINIAINA Elis Karena sy ireo solotenan'ny sendika ahitana ny Vondron'ny Mpanabe Mijoro (VMM), ny Mpanabe Manova Ifotony (MMI), ny avy amin'ny École Normale Supérieure (ENS), ny FRAM... Isan'ny tafiditra anatin'ny fifanarahana ny fampidirana mpiasam-panjakana ireo nahavita fianarana avy amin'ny ENS, ireo nahavita fiofanana avy amin'ny CFPRP, ireo mpampianatra FRAM; ny "intégration systématique" ho an'ireo mpiasa nahavita 6 taona; ny fampiakarana ny "indemnité de craie" sy ny "indemnité de logement"... Tapaka ihany koa fa hiverina hiditra an-tsekoly ny mpianatra manomboka amin'ny Alatsinainy 10 Novambra ho avy izao.
Pati
Légende : Nandritra ny fihaonana teo amin'ireo tompon'andraikitra !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

  • Fanadinam-panjakana BEPC
  • Talata 15 Septambra 2026

Ho foana ny «Option B »,

  • Coins Jeunes » 4
  • Talata 15 Septambra 2026

eo anivon’ny METFP

Hijery ny tohiny
FTT