Fampianarana

Fiarehana fanadinana Mitaintaina ireo ray aman-drenin’ny mpianatra


  • Alarobia 03 Jona 2020

Miha sorona miha sorona hatrany ireo mpianatra Malagasy hanala fanadinana, raha ny fanehoan-kevitr’ireo ray aman-dreniny,

 izay miha mitaintaina hatrany manoloana ny fanapaha-kevitry ny fitondram-panjakana hitantanana izao hahamehana ara-pahasalamana izao. Arakaraka ny mampitombo ny tranga ao anatin’ity ady amin’ny COVID 19 ity no amahana ny fepetra anefa, raha ny hita eto Madagasikara. Ny fepetra napetraka mikasika ny fampianarana anefa tsy niova na dia efa maro aza ireo ray aman-dreny niangavy izay fampiatoana ny fampianarana izay na dia ho an’ireo zaza hanala fanadinana aza. Niandoha tany amin’ny fanerena ireo mpianatra handray ny tambavy CVO ny ahiahy ary mbola izao mitohy amin’ity toa tsy firaharahiana ireo mpianatra izao.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT