Fampianarana

Fiaraha-miasa amin’ny tsy miankina Akany fibeazana fototra miisa 5 no indray notokanana


  • Alakamisy 17 Jona 2021

Tontosa tetsy amin’ny EPP Antanimena II – Antananarivo, omaly, ny fitokanana ireo Ankany fibeazana fototra (prescolaire) miisa 5

 

 

 

nantsangana eny anivon’ny EPP. Namboarina ho anisan’ny “Sekoly Telma” izy ireo izay anisan’ny programanasan’ny Fondation Axian, miaraka amin’ny Ministeran’ny fanabezanam-pirenena sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Distrika samihafa eto Antananarivo no nananganana ireo Ankany fibeazana mifandraika amin’ny Sekolim-panjakana ambaratonga voalohany ireo ka anisan’izany ny tetsy Antanimena II , Benasandratra, Ambodiafontsy, Ambohinaorina, Ampitatafika ary Soaniedanana. Mikendry ny fanatsarana ny fidirana amin’ny fanabeazana fototra ho an’ny ankizy ny fananganana foto-drafitrasa toy izao. Ankizy 290 mahery isan-taona no hahazo tombony sy hisitraka amin’ny fananganana ireo foto-drafitrasa ireo.

Jean D

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT