Fampianarana

FANEDUCATION AGENCY Mitohy ny fandefasana mpianatra any ivelany


  • Sabotsy 01 Jolay 2017

Ivontoerana iray manohana sy manampy ireo ankizy manana ny mari-pahaizana Bakalôrea maniry ny hanohy fianarana any ivelany ny “Faneducaton agency” eny Antsahavola.

 Mpianatra Malagasy 15 no efa nalefany tany ivelany tamin’ny taon-dasa, mahatratra 150 isa kosa ireo oniversite maneran-tany miara-miasa aminy. Mitohy ny fanampiana ny tanora tontosain’izy ireo. Efa misokatra indray mantsy  ny fisoratana anarana ho an’ireo mpianatra  maniry ny handeha ho any ivelany amin’ny taom-pianarana manaraka,  hoy Andriamatoa Fanambinana Jacky  ka anisan’ny andraikitra raisin’ny agence tantanany  ny fampahafantarana ny mpianatra ireo  tsara ho fantatra rehetra toy ny oniversite misy ilay lalam-piofanana tian’ilay mpianatra arahina, ny saran-dalana mihazo an’ilay firenena tiany halefa, ireo antontan-taratasy tsy maintsy angonina… Maharitra telo ka hatramin’ny sivy volana ny fikarakarana hataon’ny faneducation ilay mpianatra mandritra izany, mialoha ny hialany eto an-tanindrazana.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

  • Fanadinam-panjakana BEPC
  • Talata 15 Septambra 2026

Ho foana ny «Option B »,

  • Coins Jeunes » 4
  • Talata 15 Septambra 2026

eo anivon’ny METFP

Hijery ny tohiny
FTT