Fampianarana

Fanadinana enim-bolana voalohany Nahafa-po ny vokatra ho an’ny CNTEMAD


  • Talata 01 Aogositra 2017

Vita soa aman-tsara tamin’ny volana Jona lasa teo ny fiodinana voalohany tamin’ilay fanadinana fanao isaky ny enim-bolana nokarakarain’ny sekoly ambony ampitain-davitra CNTEMAD.

Raha araka ny fanazavan’ny tale nasionaliny Andrianambinina Djohary dia nahafa-po ny vokatra, ho an’ireo taratasim-panadinana efa notsarainy. Tena nanao ezaka goavana tokoa mantsy ny mpianatra hoy hatrany izy saingy na izany aza mbola hisy ny fanadinana fiodinana faharoa hatao ny volana Septambra ho avy izao hanarenana ireo taranja nahazoana naoty ratsy. Nomarihiny manokana moa fa ny 70 %-n’ireo mpianatra nisoratra anarana no niatrika izany  fanadinana  izany.  Nisy hatrany talohan’izany ny fanamorana nataon’ny sekoly ho an’ireo mpianatra nanana olana  hoy hatrany ny fanazavana.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

  • Fanadinam-panjakana BEPC
  • Talata 15 Septambra 2026

Ho foana ny «Option B »,

  • Coins Jeunes » 4
  • Talata 15 Septambra 2026

eo anivon’ny METFP

Hijery ny tohiny
FTT