Fampianarana

Fanadinana bakalorea Mpanao « Gym » 10 no bevohoka


  • Alakamisy 08 Jolay 2021

Miisa 6000 ireo mpiadina lahy sy vavy miatrika ny adina ara-panatanjahantena Bakalorea eny amin’ny kianjan’Alarobia nanomboka ny alatsinainy teo.

Nizotra tamim-pilaminana izany tamin’ny ankapobeny saingy na izany aza nisy ihany ny indro kely.Mpiadina manodidina ny 10 mantsy hatreto no fantatra fa nitondra vohoka. Nisy tamin’ireo tovovavy ireo no tsy nahafantatra akory fa nitondra vohoka hoy ny tompon’andraikitra. Torana teo am-pihazakazahana moa ny sasany tamin’izy ireo. Nisy mpiadina 10 hafa ihany koa teny amin’ny ANS Ampefiloha no hita fa tsy salama tampoka ary 20 hafa no voatery nivadika nanao “théorie”
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT