Fampianarana

Fampianarana ambaratonga ambony Tsy asian’ny fitondrana resaka akory


  • Alakamisy 03 Septambra 2020

An-jorom-bala tanteraka mba tsy hilazana hoe tsy asian’ny fitondram-panjakana sira mihitsy ankehitriny ny fampianarana ambaratonga ambony eto Madagasikara, raha ny akom-baovao voaray avy amin’ireo mpampianatra mpikaroka hatreto aloha.

 

 

 

 Tsy asian’ny fitondrana resaka akory. Mampametra-panontaniana hoe tena nohadinoina tanteraka ve sa ho potehina mihitsy ? dimy volana mahery izany izao no nikatso. Tsy ny teny Ankatso na ny oniversiten’Antananarivo ihany fa saika ireo oniversite manerana ny nosy mihitsy. Ireo mpampianatra mpikaroka eny anivon’ny oniversite tsy miankina moa dia velon-taraina tanteraka satria tsy nanan-ko raisina mihitsy tao anatin’izay 5 volana izay ny ankamaroany. Mikatso ny fampianarana sy fikarohana rehetra na aiza na aiza kanefa tsy misy tompon’andraikitra re feo sy manome toromarika hatreto. Na ny minisitra aza tsy hay hoe aiza ?

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT