Fampianarana

EPP Mahitsy Sosotra amin’ny ataon’ny tale ireo mpampianatra


  • Alatsinainy 01 Martsa 2021

“Tompoko! Noho ny toe-draharaha mivaivay misy eto amin’ny EPP Mahitsy dia nanapa-kevitra

 

 

 izahay fa tsy hiasa eto intsony, mpampianatra FRAM sy “fonctionnaire” rehetra, raha tsy miala haingana dia haingana, ato ny talen-tsekoly mpamotika ny fiarahamoninay mpampianatra sy ray aman-drenin’ny mpianatra.” Io no fanambarana fohy voalaza ho nataon’ireo solontenan’ny mpampianatra hiantohan’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra sy mpiasa eo anivon’ity EPP ity tao anaty tambazotran-tserasera iray. Fanambarana izay nahataitra ny maro ihany ary naha velom-panontaniana hoe fa inona no zava-misy ao amin’ity sekoly miankina amin’ny fanjakana ity ? Heverina fa tsy zavatra bitika no mahatonga fandrahonana ny tsy hampianatra intsony toy izao, raha mitombona tokoa moa ity fitakiana iray ity.

 J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT