EPP Ankoby

Kely sisa dia hirodana


  • Alatsinainy 15 Aprily 2024

Kely sisa dia hirodana tanteraka ny sekoly miankina amin’ny fanjakana na EPP ao Ankoby,

raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo. Voalaza fa efa 5 volana eo izao no tsy nisy fampianarana natao intsony tao amin’ity sekoly ity. Tafiditra anatin’ny ZAP Maevaranohely, CISCO Port Bergé, DREN Sofia moa ny EPP Ankomby. Ny EPP lazaina fa manarapenitra izany ihazakazahana fa ny efa eo avela hirodana ho azy tahaka izao.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT