Fampianarana

Datim-panadinana Miandry filankevitry ny ministra


  • Zoma 12 Jona 2020

Miandrandra paikady entina hanarenana ny kalitaom-pampianarana eto Madagasikara izay hita fa tena miharatsy tokoa ary ny vahaolana haroson’ny fanjakana amin’ireo mpampianatra tsy miankina izay tojo olana tanteraka amin’izao amehana ara-pahasalamana izao ny rehetra. Na ireo mpanabe ary indrindra ireo ray aman-dreny.

 

 Miandry fatratra ihany koa ny mahakasika ny datim-panadinana ara-panjakana ny rehetra. Na ireo sekoly na ireo mpiadina sy ny ray aman-dreny. Nifantoka tamin’ny tokony hamoahana ny tetiandrom-panadinana sy ny fizotry ny fampianarana amin’ny ankapobeny manerana ny Nosy na amin’ny sekoly miankina na tsy miankina ny fanontaniana napetrak’ireo Loholon’iMadagasikara tamin’ny Rtoa Minisitra Assoumacou Elia Béatrice, minisitry ny fanabeazam-pirenena mpisolo toerana. Nitondra fanazavana moa ity ministra ity fa  miandry fankatoavana amin’ny Filankevitry ny Minisitra izany tetiandrom-panadinana izany ary nolazainy koa fa tsy maintsy harenina amin’ny taom-pianarana ho avy ny kalitaom-pampianarana.

 

ff

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT