CITE-N’NY MPIANATRA ENY ANKATSO

Atahorana mafy ny Court-circuit


  • Alarobia 08 Janoary 2025

Atahorana mafy ny Court circuit ho an’ny Cite-n’ny mpianatra eny Ankatso. Noho ny fahanteran'ny foto-drafitrasa

toy ny tariby mitondra herinaratra no nambaran’ireo mpianatra fa antony mety hahatonga izany. Tsy tafapetraka ireto farany noho izany na andro na alina fa mitaintaina foana raha araka ny fitarainana voaray. Indray mipy maso monja mantsy hoy izy ireo dia mety ho lasa lavenona avokoa ny entana sy fitaovana rehetra ao an-tokantranony raha sanatria ka misy izany firehetana izany. Miantso ny orinasa JIRAMA mba hijery akaiky ny zava-misy araka izany izy ireo, indrindra ny fanoloana ireo tariby mitondra herinaratra izay efa tena tsy tokony hiasa intsony.
Pati
Legende : Mitaintain-dava ireo mpianatra ety amin’ny Cite Ankatso amin’izao !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

  • Fanadinam-panjakana BEPC
  • Talata 15 Septambra 2026

Ho foana ny «Option B »,

  • Coins Jeunes » 4
  • Talata 15 Septambra 2026

eo anivon’ny METFP

Hijery ny tohiny
FTT