Fampianarana

CISCO Manakara Mitaky ny valin-kasasarany ireo mpampianatra FRAM


  • Zoma 02 Jolay 2021

Nitokona ary nilanja sorabaventy nanoloana ny biraon’ny CISCO Manakara ireo mpampianatra FRAM ao amin’ity Distrika ity omaly. Mitaky ny handoavana ny “subventions” 14 volana,

 “vacation” taona 2018, 2019 sy 2020 ary koa “aide spéciale” izy ireo. Nilaza ireo mpampianatra FRAM fa efa nisy ny fanatonana ary fangatahana fanazavana tamin’ireo solontenam-panjakana any an-toerana fa tsy nazahoan’izy ireo valiny ka izao roso amin’ny fitokonana izao izy ireo ary koa miantso ny fitondram-panjakana foibe hamaha ny olana, satria efa miantraika any am-bilany sy ara-pahasalamana ny tsy fisiam-bola amin’izao.

Jean D.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT