« CAISSE ECOLE » HO AN’NY EPP AO IKONGO

Tsy hita ny nanaovan’ny tompon’andraikitra azy


  • Alakamisy 14 Novambra 2024

Vaky ny ady any amin’ny distrikan’Ikongo any. Raha araka ny vaovao azo mantsy dia tsy hita ny nanaovan’ny

tompon’andraikitra ny vola natokan’ny fanjakana hanampiana ireo sekolim-panjakana EPP any an-toerana na ny Caisse ecole. Tokony hohampiasaina hanodinana ny raharaha eo anivon’ny sekoly anefa izany mba tsy hanavesatra loatra ireo Ray aman-dReny. Nitroatra ireto farany vokatr’izany izay marihina fa efa tena sahirana amin’ny fandoavana ny karaman’ireo mpampianatra FRAM any an-toerana. Efa misokatra moa ny fanadihadiana hataon’ny tompon’andraikitra manoloana izany ka efa nisy omaly ny resaka nifanaovana tamin’ireo talen-tsekoly sy sefo ZAP mba hivoahan’ny tena marina.
Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

  • Fanadinam-panjakana BEPC
  • Talata 15 Septambra 2026

Ho foana ny «Option B »,

  • Coins Jeunes » 4
  • Talata 15 Septambra 2026

eo anivon’ny METFP

Hijery ny tohiny
FTT