ARIVONIMAMO

Hanomboka anio ny adina ara-panatanjahantena Bakalorea


  • Alatsinainy 03 Jona 2024

Manomboka anio alatsinainy 03 jona ary haharitra efatra andro ao amin'ny kianja

monisipaly Arivonimamo ny adina ara-panatanjahantena Bakalore ho an'ny distrikan’Arivonimamo. Miisa 2. 974 ireo mpiadina hiatrika izany ka 1. 576 dia vehivavy raha lehilahy kosa ireo 1 .398 ambiny. Tsiahivina moa fa tsy maintsy mitondra ny taratasy fiantsoana miampy ny kara-panondrom-pirenena ny mpiadina efa feno 18 taona no mihoatra rehetra . Karatra maha mpianatra kosa no takiana ho an'ireo tsy manana izany. Ho an'ireo manana olana mahakasika ny taratasy fiantsoana, avy hatrany dia eny amin'ny kianja monisipaly Arivonimamo no fotoana mandritra ny fanadinana na hiantso ny tompon'andraikitra.
Pati
(Sary fanehoana)
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT