Fampianarana

Antananarivo ZAP miisa 6 no hiatrika fanadinana andrana fanindroany


  • Alarobia 09 Jona 2021

Taorian’ny 26 mey lasa teo dia mbola hiatrika fanadinana andrana fanindroany ireo kilonga madinika ao amin’ny kilasy

 

 fahadimy hiatrika ny fanadinam-panjakana CEPE amin’ny 15 jona ho avy izao. Voakasik’izany avokoa ireo mpianatra manerana ireo ZAP 6 eto Antananarivo renivohitra raha araka ny fanazavan-dRamananantony Lalaina, lehiben’ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo renivohitra. Efa vita avokoa ny fandaharam-pianarana rehetra amin’izao fotoana izao fa mamerin-desona sy manao famerenana sisa ireo mpianatra. Raha tsiahivina moa dia amin’ny datin’ny 06 Jolay ho avy izao no hanatanterahana ny fanadinam-panjakana CEPE. Nitombo 3% ireo mpiadina tamin’ity taona ity ka 8 taona no kely indrindra raha misy efa ampy taona kosa no zokiny indrindra.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT