Fampianarana

Antananarivo renivohitra Miisa 29.143 ireo mpiadina CEPE


  • Zoma 28 Aogositra 2020

Nanomboka omaly ary hitohy amin’ity anio ity ny fakana ireo taratasy fiantsoana ho an’ny mpanala fanadinam-panjakana CEPE ho an’ny CISCO Tana ville. Eny amin’ny toeram-pianaran’ireo mpianatra moa no akana izany.

 

 

 Ny 1 septambra izao moa no hanatanterahana ity fanadinana ity ary raha ny fantatra ho an’ny eto Antananarivo aloha dia miisa 29.143 ireo mpianatra hanala izany. 22 amin’izy ireo kosa dia manana tsy fahatomombanana ara-batana, raha ny fanazavana hatrany.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT