Fampianarana

Androhibe Analamahitsy Nidoboka am-ponja ilay nangalatra tao amin-dry Mompera


  • Zoma 28 Jolay 2017

Nalefa eny am-ponja vonjimaika omaly rehefa avy nalaina am-bavany ilay lehilahy iray 42 taona voasambotry ny polisy avy ao amin’ny Boriborintany fahavalo etsy Analamahitsy ny fiandohan’ny herinandro teo.

 

 Ireo polisy manao fisafoana no nahatratra azy io  tao an-tokotanin-dry Mompera ao Androhibe Analamahitsy ka mbola tratra teny aminy ny zavoka iray vao avy nangalariny. Niaiky ny heloka vitany ny lehilahy nandritra ny fanadihadiana natao azy. Nilaza ihany koa izy fa efa nigadra noho ny resaka halatra ihany. Marihina moa fa misy namana izy rehefa manao asa famakiana trano saingy tsy mbola nisy tratra ireto farany. Efa marobe ny fitarainana momba azy ireo voarain’ny polisy ao amin’ny Boriborintany fahavalo.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

  • Fanadinam-panjakana BEPC
  • Talata 15 Septambra 2026

Ho foana ny «Option B »,

  • Coins Jeunes » 4
  • Talata 15 Septambra 2026

eo anivon’ny METFP

Hijery ny tohiny
FTT