Actualités

Zava-mahadomelina miparitaka 19 taona dia efa miankin-doha amin’ny “heroine”


  • Alarobia 20 Jolay 2022

Zatovolahy iray 19 taona no fantatra fa tena niankin-doha tamin’ny zava-mahadomelina ary tratra teo am-pitsindromana izany mihitsy.

Mpianatra eny amin'ny sekoly ambony tsy miankina lehibe iray eto an-drenivohitra izy io ary fantatra fa indroa isan'andro izy no mitsindrona héroïne. Rehefa tsy mahita héroïne na tsy ampy "dose" ny vatany dia tatahany amin'ny "lame " ny tanany miazo iny sandriny iny hoy hatrany ny vaovao ary ka lasa feno holatra ny tanany roa. Nosamborin'ny Polisy izy noho ny fandraisany sy fivarotany izany zava-mahadomelina izany. Mbola tratra teny aminy ihany koa ny héroïne miisa 08 fonosana nandritra izany. Tratra ihany koa ilay tovovavy iray vao 18 taona monja mpamatsy zava-mahadomelina azy. Raha araka ny fantatra moa dia efa nigadra tany Antanimora noho ny fangalarana entana tamin'ny mpampiasa azy ity farany. Hatolotra ny fampanoavana tsy ho ela izy mianadahy ireto.
Nangonin’i Pati
Legende : Ilay tovolahy mpitsindrona héroïne sy ilay tovovavy mpamatsy azy
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT