Actualités

Zafilahy Stanislas Miantsampy amin’i Neny ny vahoaka ankehitriny


  • Sabotsy 03 Aogositra 2013


Hafana ny hetsika fanohanana ny kandida Lalao Ravalomanana ao amin’ny Magro Behoririka anio, indrindra manoloana ny fanambaran’ny iraky ny GIC M omaly, talohan’ny nandaozan’izy ireo an’i Madagasikara, manamafy ny hisintahan’ireo kandida telo heverin’izy ireo fa tsy ara-dalàna sy ireo hafa te hisintaka, ka hamoahan’ny CES indray lisitra kandida vaovao. Nanamafy indray ny tao Magro Behoririka omaly fa vonona ny hanohana an’i Neny hatrany ny Zanak’i Dada ary fotoana izao hanehoan’izy ireo eo imason’izao tontolo izao fa mamim-bahoaka ny kandida Lalao Ravalomanana ary manana vahoaka maro manohana azy. Maro ny fanehoana hevitra tao an-kianja omaly, izay manamafy fa tsy miova ny tanjona dia voafidy i Neny ary mody an-tanindrazana i Dada. Mitodika amin’ny famerenana an-tanindrazana ny filoha Marc Ravalomanana izao ny tolona, hoy i Zafilahy Stanislas ary miantsampy amin’i Neny ankehitriny ny vahoaka rehefa nampijaliana sy nampahantrain’i Andry Rajoelina tao anatin’izay efa-taona izay.

RHR

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT