Zafilahy Stanislas

> “Hapetrakay eo amin’ny fitondrana i Neny”


  • Alakamisy 29 Aogositra 2013


Manao ranolava ny fanoherana ny fanapahan-kevitra navoakan’ny CES tamin’ny 17 aogositra nanilika kandida filoham-pirenena valo be izao. Nilaza i Zafilahy Stanislas omaly fa ny ankolafy Ravalomanana dia naneho hatrany ny fahavononany amin’ny fanatanterahana ny zotram-pifidianana, ary porofon’izany ny nanolorany olon-kafa mba hisolo toerana an’i Neny hanehoana fa tena te hanao fifidianana ary koa hijerena ny fihetsiky ny CES. Afa-nenina tanteraka izahay izao, hoy i Zafilahy Stanislas ka dia “hapetrakay eo amin’ny fitondrana i Neny”.

RHR

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT