VOT Antsirabe

> Anisan’ireo nanara-maso ny fifidianana


  • Alatsinainy 28 Oktobra 2013


Nandray anjara feno tamin’ny fanaraha-maso ny fifidianana ny VOT (Vondron’olon-tsotra manohana ny filoha Marc Ravalomanana) ao Antsirabe raha ny nambaran-dRasolo, filohany. Nambarany fa nahazo fankatoavana ara-dalàna tamin’ny CENI-T ny nahafahan’izy ireo nanao izany araka ny lalam-pifidianana. Raha ny tao Antsirabe moa dia biraom-pifidianana niisa 100 teo ho eo no niandreketan’izy ireo. Nambarany fa saika nitovy avokoa ny olana tamin’ireo biraom-pifidianana ireo dia ny tsy fahazoan’ny olona kara-pifidianana sy ny tsy nahatafiditra ny sasany ao anaty lisitra. Nanamafy izy ireo fa nisy tokoa ny fanidiana ny biraom-pifidianana raha vao nigadona ny tamin’ny 5 ora na dia mbola nisy mpifidy nilahatra aza.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT