Actualitテゥs

Vola rotidrotika sy feno ォscotchサ Nivoaka daholo indray taorian地y fanambaran地y Banky Foibe


  • Sabotsy 20 Jolay 2013

Herinandro monja taorian地y fanambarana nataon地y Banky Foiben段 Madagasikara dia novoaka daholo ary nameno ny tsena rehetra teto an-drenivohitra indray ireo vola rotidrotika sy feno 都cotch� isan-karazany raha efa saika tsy nahita azy ireny intsony teto Iarivo nandritra ny roa volana mahery kely teo izay.

 Raha nahita ny fanadihadiana nataona haino aman-jery samihafa ny amin’ny tsy fetezan’ny mpivarotra sy ny zotram-pitaterana indrindra indrindra mandray azy ireny intsony ny mponina. Efa mba nisy fiezahana kely nitandrintandrina ny vola teny aminy teo amin’ny vahoakan’Antananarivo Renivohitra tao anatin’izay fotoana voalaza teo izay saingy izao niverina amin’ny tsy firaharahiana izao indray ka nampivoaka ny vola maloto ara-bakiteny indray. Sao dia ny firongatry ny olona milahatra manakalo vola ratsy eny Antaninarenina no nampikolay ny Banky Foibe, hoy ny mpitazana, fa raha izany dia mba tokony hasian’izy ireo “Guichet” manokana fanakalozana izany mivantana eny am-pidirana ny banky rehetra manerana ny tanàna dia mba hanana ny vola tsara sy madio tena madio amin’izay ny Malagasy.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin窶冓ty sokajy ity ihany : Actualitテゥs

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN窶儂Y VEHIVAVY

  • Actualitテゥs
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l窶僣abitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT