Vokatry ny fitrandrahana volamena

> Simba ny tanimbary, ringana ny ala any Moramanga


  • Alakamisy 12 Septambra 2013


Nandritra ity fitondrana tetezamita ity, indrindra tao anatin’ny roa taona farany izao, dia miroborobo izay tsy izy ny fitrandrahana volamena any amin’ny Distrikan’i Moramanga iray manontolo. Mila ho hadinon’ny mponina ny fambolena mahazatra fa miroboka amin’ity fitrandrahana volamena ity ny tantsaha. Simba ny tanimbary amin’ity asa vaovao ity satria dia samy manao izay saim-pantany ny rehetra. Tsy misy tamberimbidy ho an’ny Fokontany, tsy misy hetra aloan’ny mpitrandraka na koa ireo mpividy ny entana. Manodidina ny 3 alina ka hatramin’ny 4 alina Ariary ny vidin’ny iray grama any an-toerana. Dia miakatra manaraka izany ny vidim-piainana fa be ny manam-bola. Tamin’ny fandalovana nanagom-baovao tany an-toerana ihany koa no nahatsapana fa miha ringana ny ala atsinanana. Izay tsy ravan’ny afo dia tapitra voakapa tsy ara-drariny avokoa.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT