Vokatra ara-teknôlôjia

> Maharaka i Madagasikara


  • Zoma 06 Septambra 2013


Nisokatra omaly eny amin’ny La City Ivandry, haharitra efatra andro ny Salon de la technologie, hetsika iray entina hampahafantarana ny besinimaro ireo karazam-pitaovana ara-teknôlôjia manaraka ny fivoaran’ny toetrandro no sady hiaka farany misy eto amintsika. Anisan’izany ny solosaina entin-tanana izay tena mahaliana ny maro tokoa amin’izao fotoana, ny tablette izay fitaovana iray manampy olona maro amin’ny asa ihany koa, ny finday avo lenta, ny camera, ny fakan-tsary… Tranoheva maro no hita eny an-toerana ary mifaninana misarika mpanjifa. Misy manao tolotra toy ny mividy solosaina entin-tanana iray, 1 tapitrisa Ar, dia mahazo “tablette” iray ho fanomezana maimaimpoana, ny fidirana rahateo maimaimpoana.

 Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT