Actualités

Voarohirohy tamin’ny FIGN : Marary mafy ao Antanimora ny kaomandŕ Randriamanantena Willaum


  • Alatsinainy 30 Mey 2011


 Reraka dia reraka ny kaomandà Randriamanantena Willaum ao amin’ny fonjan’Antanimora ankehitriny, hoy ny havany. Nolazoin’ny aretina efa hatramin’ny faha-19-n’ny volana mey ity gadra politika anisan’ny voarohirohy tamin’ny raharaha FIGN ity ka mila mpitsabo manokana hanara-maso ny fahasalamana, hoy ireto fianakaviany ireto saingy tsy mbola nahazo izany izy na dia efa nangatahana mafy aza. Mahagaga anefa, hoy ny fianakaviany fa misy ny olona salama be izao mahazo ny EVASAN ao amin’ny fonja ao. Tsy afaka nihaona tamin’ny fianakaviana moa ity kaomandà ity tao ho ao fa mbola eo am-pandriana tsy afaka mivoaka, araka ny fanamarihana azo.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT